د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
88 : 7

۞ قَالَ ٱلۡمَلَأُ ٱلَّذِينَ ٱسۡتَكۡبَرُواْ مِن قَوۡمِهِۦ لَنُخۡرِجَنَّكَ يَٰشُعَيۡبُ وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ مَعَكَ مِن قَرۡيَتِنَآ أَوۡ لَتَعُودُنَّ فِي مِلَّتِنَاۚ قَالَ أَوَلَوۡ كُنَّا كَٰرِهِينَ

Niteny ireo loholona izay nanambony tena avy amin’ny vahoakany manao hoe : "Tena havoakanay ato amin'ny tanànanay ianao ry Sho’aïb sy ireo izay nino miaraka taminao, na miverina amin'ny finoanay ianao". Niteny izy hoe : "Na dia efa mankahala izany aza ve izahay?” info
التفاسير: