د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
44 : 7

وَنَادَىٰٓ أَصۡحَٰبُ ٱلۡجَنَّةِ أَصۡحَٰبَ ٱلنَّارِ أَن قَدۡ وَجَدۡنَا مَا وَعَدَنَا رَبُّنَا حَقّٗا فَهَلۡ وَجَدتُّم مَّا وَعَدَ رَبُّكُمۡ حَقّٗاۖ قَالُواْ نَعَمۡۚ فَأَذَّنَ مُؤَذِّنُۢ بَيۡنَهُمۡ أَن لَّعۡنَةُ ٱللَّهِ عَلَى ٱلظَّٰلِمِينَ

Ary ireo olon’ny Paradisa dia hiantso ireo olon’ny Afobe manao hoe : “Tena hitanay marina izay nampanantenain’ny Tomponay anay. Ka moa ve tena hitanareo marina izay nampanantenain’ny Tomponareo ?” Hiteny izy ireo manao hoe : “Eny”. Ary hisy mpiantso hiantso mafy eo afovoan’izy ireo manao hoe : “Ny ozon’I Allah anie ho amin’ireo mpanao ny tsy rariny”. info
التفاسير: