د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
31 : 7

۞ يَٰبَنِيٓ ءَادَمَ خُذُواْ زِينَتَكُمۡ عِندَ كُلِّ مَسۡجِدٖ وَكُلُواْ وَٱشۡرَبُواْ وَلَا تُسۡرِفُوٓاْۚ إِنَّهُۥ لَا يُحِبُّ ٱلۡمُسۡرِفِينَ

Oh ry taranak’i Adama ! Anaovy ny haingonareo (fitafianareo) isaky ny toeram-pivavahana (Soalat), mihinàna sy misotroa ianareo, ary aza manao fandaniam-poana. Tena marina fa Izy (Allah) dia tsy tia ireo mpanao ny fandaniam-poana. info
التفاسير: