د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
201 : 7

إِنَّ ٱلَّذِينَ ٱتَّقَوۡاْ إِذَا مَسَّهُمۡ طَٰٓئِفٞ مِّنَ ٱلشَّيۡطَٰنِ تَذَكَّرُواْ فَإِذَا هُم مُّبۡصِرُونَ

Marina fa ireo manam-patahorana, raha misy fanapahan-kevitra avy amin’i Satana nahavoa azy ireo dia mahatsiaro (an’I Allah) izy ireo, ka indro izy ireo lasa nahiratra. info
التفاسير: