د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
135 : 7

فَلَمَّا كَشَفۡنَا عَنۡهُمُ ٱلرِّجۡزَ إِلَىٰٓ أَجَلٍ هُم بَٰلِغُوهُ إِذَا هُمۡ يَنكُثُونَ

Ka rehefa nesorinay tamin’izy ireo ny sazy ho amin’ny fotoana farany izay tratran’izy ireo, dia indro fa nivadika tamin’ny fanekena izy ireo. info
التفاسير: