د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
73 : 6

وَهُوَ ٱلَّذِي خَلَقَ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضَ بِٱلۡحَقِّۖ وَيَوۡمَ يَقُولُ كُن فَيَكُونُۚ قَوۡلُهُ ٱلۡحَقُّۚ وَلَهُ ٱلۡمُلۡكُ يَوۡمَ يُنفَخُ فِي ٱلصُّورِۚ عَٰلِمُ ٱلۡغَيۡبِ وَٱلشَّهَٰدَةِۚ وَهُوَ ٱلۡحَكِيمُ ٱلۡخَبِيرُ

Ary Izy no nahary ireo lanitra sy ny tany amim-pahamarinana. Ary amin’ny andro hitenenany hoe : “Misia” dia misy izany, ny Teniny dia fahamarinana, ary Azy ny fanjakana amin’ny andro hitsofana ny Anjomara, ilay Mahalala ny miafina sy ny miharihary. Ary izy Ilay be Fahendrena, Ilay Mahafantatra ny zava-drehetra. info
التفاسير: