د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
53 : 6

وَكَذَٰلِكَ فَتَنَّا بَعۡضَهُم بِبَعۡضٖ لِّيَقُولُوٓاْ أَهَٰٓؤُلَآءِ مَنَّ ٱللَّهُ عَلَيۡهِم مِّنۢ بَيۡنِنَآۗ أَلَيۡسَ ٱللَّهُ بِأَعۡلَمَ بِٱلشَّٰكِرِينَ

Ary tahaka izany no nitsapanay ny sasany tamin’izy ireo teo anatrehahan’ny sasany hafa, mba hitenenan’izy ireo hoe : “Izy ireo ve no nosoavin’I Allah teo aminay ?” Moa ve tsy Allah no tena Mahalala ireo mpakasitraka? info
التفاسير: