د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
5 : 6

فَقَدۡ كَذَّبُواْ بِٱلۡحَقِّ لَمَّا جَآءَهُمۡ فَسَوۡفَ يَأۡتِيهِمۡ أَنۢبَٰٓؤُاْ مَا كَانُواْ بِهِۦ يَسۡتَهۡزِءُونَ

Ary tena nolazain’izy ireo ho lainga ny fahamarinana rehefa tonga tamin’izy ireo. Ka ho tonga amin’izy ireo ireo vaovaon’izay hiapanga azy tamin'izay novazivazian’izy ireo. info
التفاسير: