د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
44 : 6

فَلَمَّا نَسُواْ مَا ذُكِّرُواْ بِهِۦ فَتَحۡنَا عَلَيۡهِمۡ أَبۡوَٰبَ كُلِّ شَيۡءٍ حَتَّىٰٓ إِذَا فَرِحُواْ بِمَآ أُوتُوٓاْ أَخَذۡنَٰهُم بَغۡتَةٗ فَإِذَا هُم مُّبۡلِسُونَ

Rehefa nanadino izay nampahatsiahivina azy izy ireo dia nosokafanay ho azy ireo ny varavaran’ny zava-drehetra, ka rehefa faly tamin’izay nomena azy izy ireo dia noraisinay tampoka izy ireo, indro izy ireo fa tena diso fanantenana. info
التفاسير: