د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
8 : 5

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ كُونُواْ قَوَّٰمِينَ لِلَّهِ شُهَدَآءَ بِٱلۡقِسۡطِۖ وَلَا يَجۡرِمَنَّكُمۡ شَنَـَٔانُ قَوۡمٍ عَلَىٰٓ أَلَّا تَعۡدِلُواْۚ ٱعۡدِلُواْ هُوَ أَقۡرَبُ لِلتَّقۡوَىٰۖ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَۚ إِنَّ ٱللَّهَ خَبِيرُۢ بِمَا تَعۡمَلُونَ

O ianareo izay nino! Aoka ianareo hijoro am-pahamarinana ho an’I Allah, ary ho vavolombelona amin’ny rariny. Ary aoka ny hatezeranareo amin’ny vahoaka iray tsy hamporisika anareo amin’ny tsy fampiharana ny fahamarinana. Ampiharonareo ny fahamarinana, fa izany no tena akaiky indrindra amin’ny fatahorana an’I Allah. Ary matahora an’I Allah ianareo .Tena marina fa I Allah dia mahafantatra tokoa izay rehetra ataonareo. info
التفاسير: