د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
55 : 5

إِنَّمَا وَلِيُّكُمُ ٱللَّهُ وَرَسُولُهُۥ وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ ٱلَّذِينَ يُقِيمُونَ ٱلصَّلَوٰةَ وَيُؤۡتُونَ ٱلزَّكَوٰةَ وَهُمۡ رَٰكِعُونَ

Tena marina fa ny tena mpiahy anareo dia Allah sy ny Irany, ary ireo nino izay manatanteraka ny vavaka fanompoana sy mamoaka ny harena fiantrana, ary ireo izay mpanao ny fiondrehana amin’I Allah. info
التفاسير: