د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
28 : 5

لَئِنۢ بَسَطتَ إِلَيَّ يَدَكَ لِتَقۡتُلَنِي مَآ أَنَا۠ بِبَاسِطٖ يَدِيَ إِلَيۡكَ لِأَقۡتُلَكَۖ إِنِّيٓ أَخَافُ ٱللَّهَ رَبَّ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Raha hanenjana ny tananao amiko ianao mba hamono ahy izaho kosa dia tsy hanenjana ny tanako aminao, mba hamono anao satria izaho dia matahotra an’I Allah, Tompon’izao Tontolo izao. info
التفاسير: