د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
107 : 5

فَإِنۡ عُثِرَ عَلَىٰٓ أَنَّهُمَا ٱسۡتَحَقَّآ إِثۡمٗا فَـَٔاخَرَانِ يَقُومَانِ مَقَامَهُمَا مِنَ ٱلَّذِينَ ٱسۡتَحَقَّ عَلَيۡهِمُ ٱلۡأَوۡلَيَٰنِ فَيُقۡسِمَانِ بِٱللَّهِ لَشَهَٰدَتُنَآ أَحَقُّ مِن شَهَٰدَتِهِمَا وَمَا ٱعۡتَدَيۡنَآ إِنَّآ إِذٗا لَّمِنَ ٱلظَّٰلِمِينَ

Raha vao hita fa nahavita fahotana izy roa, dia aoka hisy roa hafa amin’ny fianakavian’ilay maty mitsangana hisolo toerana azy roa ka mianiana amin’I Allah izy roa manao hoe : “Tena marina fa ny fijoroanay vavolombelona dia tena marina kokoa noho ny fijoroan’izy roa vavolombelona, ary tsy mandika lalàna velively izahay, raha tsy izany dia anisan’ireo mpanao ny tsy rariny”. info
التفاسير: