د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
12 : 47

إِنَّ ٱللَّهَ يُدۡخِلُ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُۖ وَٱلَّذِينَ كَفَرُواْ يَتَمَتَّعُونَ وَيَأۡكُلُونَ كَمَا تَأۡكُلُ ٱلۡأَنۡعَٰمُ وَٱلنَّارُ مَثۡوٗى لَّهُمۡ

Ireo izay mino ka manao asa soa, dia hampidirin’I Allah amin’ny Paradisa izay misy renirano mikoriana eo ambaniny. Fa ireo tsy mino kosa, dia mitady fahafinaretana sy mihinana tahaka ny biby, ary ny afo no ho toeram-ponenan’izy ireo. info
التفاسير: