د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
75 : 4

وَمَا لَكُمۡ لَا تُقَٰتِلُونَ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ وَٱلۡمُسۡتَضۡعَفِينَ مِنَ ٱلرِّجَالِ وَٱلنِّسَآءِ وَٱلۡوِلۡدَٰنِ ٱلَّذِينَ يَقُولُونَ رَبَّنَآ أَخۡرِجۡنَا مِنۡ هَٰذِهِ ٱلۡقَرۡيَةِ ٱلظَّالِمِ أَهۡلُهَا وَٱجۡعَل لَّنَا مِن لَّدُنكَ وَلِيّٗا وَٱجۡعَل لَّنَا مِن لَّدُنكَ نَصِيرًا

Fa inona no mahazo anareo no tsy miady amin’ny làlan’I Allah, nefa misy ireo malemy amin’ireo lehilahy sy ireo vehivavy, ary ireo ankizy izay miteny hoe : “Tomponay ô ! Avoahy hiala amin’ity tanàna ity izahay, izay mpanao ny tsy rariny ny mponiny, ary omeo mpiahy avy Aminao izahay, ary koa omeo mpanavotra avy Aminao. info
التفاسير: