د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
172 : 4

لَّن يَسۡتَنكِفَ ٱلۡمَسِيحُ أَن يَكُونَ عَبۡدٗا لِّلَّهِ وَلَا ٱلۡمَلَٰٓئِكَةُ ٱلۡمُقَرَّبُونَۚ وَمَن يَسۡتَنكِفۡ عَنۡ عِبَادَتِهِۦ وَيَسۡتَكۡبِرۡ فَسَيَحۡشُرُهُمۡ إِلَيۡهِ جَمِيعٗا

Tsy hanambony tena velively ilay Mesia (Issa) ka hanao ny tenany ho tsy mpanompon’i Allah, na koa ireo Anjely akaiky. Ary izay manambony tena amin’ny fanompona Azy (Allah), sy miavonavona dia havoriny any Aminy daholo izy reo. info
التفاسير: