د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
41 : 30

ظَهَرَ ٱلۡفَسَادُ فِي ٱلۡبَرِّ وَٱلۡبَحۡرِ بِمَا كَسَبَتۡ أَيۡدِي ٱلنَّاسِ لِيُذِيقَهُم بَعۡضَ ٱلَّذِي عَمِلُواْ لَعَلَّهُمۡ يَرۡجِعُونَ

Nibaribary ny asa fanimbana eto an-tany sy any an-dranomasina, noho izay nataon’ny tànan’ny olombelona ihany, mba hampanandramany (Allah) ny ampahany amin’izay nataon’izy ireo. Angamba hiverina (amin’i Allah) izy ireo. info
التفاسير: