د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
67 : 3

مَا كَانَ إِبۡرَٰهِيمُ يَهُودِيّٗا وَلَا نَصۡرَانِيّٗا وَلَٰكِن كَانَ حَنِيفٗا مُّسۡلِمٗا وَمَا كَانَ مِنَ ٱلۡمُشۡرِكِينَ

Tsy jiosy akory i Ibrahim, ary tsy Kristianina, fa olo-marina sy mpanolo tena Izy. Ary tsy mba anisan’ireo mpanompo sampy. info
التفاسير: