د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
66 : 3

هَٰٓأَنتُمۡ هَٰٓؤُلَآءِ حَٰجَجۡتُمۡ فِيمَا لَكُم بِهِۦ عِلۡمٞ فَلِمَ تُحَآجُّونَ فِيمَا لَيۡسَ لَكُم بِهِۦ عِلۡمٞۚ وَٱللَّهُ يَعۡلَمُ وَأَنتُمۡ لَا تَعۡلَمُونَ

Indro Ianareo mifanditra amin’ny zavatra izay Anananareo fahalalana, ka nahoana Ianareo no mifanditra amin’ny zavatra izay tsy Anananareo fahalalana ? Ary i Allah dia Mahalala, fa Ianareo kosa dia tsy mahalala. info
التفاسير: