د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
193 : 3

رَّبَّنَآ إِنَّنَا سَمِعۡنَا مُنَادِيٗا يُنَادِي لِلۡإِيمَٰنِ أَنۡ ءَامِنُواْ بِرَبِّكُمۡ فَـَٔامَنَّاۚ رَبَّنَا فَٱغۡفِرۡ لَنَا ذُنُوبَنَا وَكَفِّرۡ عَنَّا سَيِّـَٔاتِنَا وَتَوَفَّنَا مَعَ ٱلۡأَبۡرَارِ

Tomponay ô ! Henonay tokoa ny mpiantso izay miantso ho amin’ny finoana ka nanao hoe : “ Minoa an’ny Tomponareo Ianareo ”. Dia nino tokoa Izahay. Tomponay ô ! Avelao ny helokay, fafao ny ratsy vitanay, ary ataovy ho faty miaraka amin’ireo Olona mendrika Izahay. info
التفاسير: