د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
156 : 3

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ لَا تَكُونُواْ كَٱلَّذِينَ كَفَرُواْ وَقَالُواْ لِإِخۡوَٰنِهِمۡ إِذَا ضَرَبُواْ فِي ٱلۡأَرۡضِ أَوۡ كَانُواْ غُزّٗى لَّوۡ كَانُواْ عِندَنَا مَا مَاتُواْ وَمَا قُتِلُواْ لِيَجۡعَلَ ٱللَّهُ ذَٰلِكَ حَسۡرَةٗ فِي قُلُوبِهِمۡۗ وَٱللَّهُ يُحۡيِۦ وَيُمِيتُۗ وَٱللَّهُ بِمَا تَعۡمَلُونَ بَصِيرٞ

Ô Ianareo izay nino, aza manao toy ireo tsy mino Ianareo, ka niteny izy ireo momba ireo rahalahin'izy ireo izay nandeha lavitra na am-piadiana ka nanao hoe : “ Raha teo Aminay izy ireo, dia tsy maty na novonoina ”. Ka nataon’i Allah, ho fanenenana ao am’pon’izy ireo izany. Fa i Allah no Mamelona sy Mamono. Ary i Allah dia tena mahita izay Ataonareo rehetra. info
التفاسير: