د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
7 : 24

وَٱلۡخَٰمِسَةُ أَنَّ لَعۡنَتَ ٱللَّهِ عَلَيۡهِ إِن كَانَ مِنَ ٱلۡكَٰذِبِينَ

Ary ny fahadimy (amin’ny fijoroana vavolombelona) dia mianjera aminy (lehilahy) tokoa ny ozon’I Allah raha anisan’ireo mpandainga izy. info
التفاسير: