د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
45 : 22

فَكَأَيِّن مِّن قَرۡيَةٍ أَهۡلَكۡنَٰهَا وَهِيَ ظَالِمَةٞ فَهِيَ خَاوِيَةٌ عَلَىٰ عُرُوشِهَا وَبِئۡرٖ مُّعَطَّلَةٖ وَقَصۡرٖ مَّشِيدٍ

Firifiry moa ireo tanàna izay noravainay, satria mpanao ny tsy rariny izy ireo, rava daholo ny tafony ! Ary ireo lava-drano (vovo) dia foana tanteraka ! Ary ireo lapa dia haolo ! info
التفاسير: