د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
110 : 20

يَعۡلَمُ مَا بَيۡنَ أَيۡدِيهِمۡ وَمَا خَلۡفَهُمۡ وَلَا يُحِيطُونَ بِهِۦ عِلۡمٗا

Fantany izay eo alohan’izy ireo sy izay ao aorian’izy ireo, nefa tsy mahafehy Azy amin’ny alalan’ny fahalalana izy ireo. info
التفاسير: