د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
70 : 17

۞ وَلَقَدۡ كَرَّمۡنَا بَنِيٓ ءَادَمَ وَحَمَلۡنَٰهُمۡ فِي ٱلۡبَرِّ وَٱلۡبَحۡرِ وَرَزَقۡنَٰهُم مِّنَ ٱلطَّيِّبَٰتِ وَفَضَّلۡنَٰهُمۡ عَلَىٰ كَثِيرٖ مِّمَّنۡ خَلَقۡنَا تَفۡضِيلٗا

Ary tena efa nomenay haja ireo zanak’i Adama. Ary nentinay izy ireo manerana ny tany sy ny ranomasina, ary nomenay azy ireo ny anjara fivelomana tsara, ary nomenay tombony izy ireo mihoatra ireo zava-boary maro izay noharianay. info
التفاسير: