د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
69 : 17

أَمۡ أَمِنتُمۡ أَن يُعِيدَكُمۡ فِيهِ تَارَةً أُخۡرَىٰ فَيُرۡسِلَ عَلَيۡكُمۡ قَاصِفٗا مِّنَ ٱلرِّيحِ فَيُغۡرِقَكُم بِمَا كَفَرۡتُمۡ ثُمَّ لَا تَجِدُواْ لَكُمۡ عَلَيۡنَا بِهِۦ تَبِيعٗا

Sa ianareo ve ho voaaro tsy haveriny indray mandeha amin’izany (amin’ny ranomasina), ka handefasany rivo-mahery, mpamotika, izay handetika anareo (ao anaty ranomasina) nohon'ny tsy finoanareo ? Ary tsy hahita n'iza n'iza mihitsy ianareo hiaro anareo, hanohitra Anay. info
التفاسير: