د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
60 : 17

وَإِذۡ قُلۡنَا لَكَ إِنَّ رَبَّكَ أَحَاطَ بِٱلنَّاسِۚ وَمَا جَعَلۡنَا ٱلرُّءۡيَا ٱلَّتِيٓ أَرَيۡنَٰكَ إِلَّا فِتۡنَةٗ لِّلنَّاسِ وَٱلشَّجَرَةَ ٱلۡمَلۡعُونَةَ فِي ٱلۡقُرۡءَانِۚ وَنُخَوِّفُهُمۡ فَمَا يَزِيدُهُمۡ إِلَّا طُغۡيَٰنٗا كَبِيرٗا

Ary rehefa noteneninay ianao, fa ny Tomponao tokoa dia mamehy ny olombelona rehetra. Ary tsy nasehonay taminao ny fahitana (ny fahagagana), raha tsy fitsapana ho an’ireo olona ihany, toy ny hazo voahozona ao amin’ny Kor’any. Ary ampatahorinay izy ireo, nefa izany dia vao maika mampitombo ho azy ireo ny fihoaram-pefy lehibe. info
التفاسير: