د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
5 : 17

فَإِذَا جَآءَ وَعۡدُ أُولَىٰهُمَا بَعَثۡنَا عَلَيۡكُمۡ عِبَادٗا لَّنَآ أُوْلِي بَأۡسٖ شَدِيدٖ فَجَاسُواْ خِلَٰلَ ٱلدِّيَارِۚ وَكَانَ وَعۡدٗا مَّفۡعُولٗا

Nony tonga ny fanatanterahana ny voalohany tamin’ireo (faminaniana) anankiroa, dia nalefanay nanohitra anareo ny sasantsasany tamin’ireo mpanomponay, manana tanjaka mahery, izay niditra tamin’ireo trano fonenana. Dia tanteraka tokoa ny faminaniana (voalohany). info
التفاسير: