د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
12 : 17

وَجَعَلۡنَا ٱلَّيۡلَ وَٱلنَّهَارَ ءَايَتَيۡنِۖ فَمَحَوۡنَآ ءَايَةَ ٱلَّيۡلِ وَجَعَلۡنَآ ءَايَةَ ٱلنَّهَارِ مُبۡصِرَةٗ لِّتَبۡتَغُواْ فَضۡلٗا مِّن رَّبِّكُمۡ وَلِتَعۡلَمُواْ عَدَدَ ٱلسِّنِينَ وَٱلۡحِسَابَۚ وَكُلَّ شَيۡءٖ فَصَّلۡنَٰهُ تَفۡصِيلٗا

Ary nataonay ny alina sy ny andro ho famantarana roa, ka nofafanay ny famantaran’ny alina ary nataonay ho hita maso ny famantaran’ny andro mba hitadiavanareo ny fahasoavana avy amin’ny Tomponareo sy hahafantaranareo ny isan’ny taona ary ny fanisana ny fotoana. Ary ny zava-drehetra dia nohazavanay amin’ny antsipiriany. info
التفاسير: