د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
67 : 11

وَأَخَذَ ٱلَّذِينَ ظَلَمُواْ ٱلصَّيۡحَةُ فَأَصۡبَحُواْ فِي دِيَٰرِهِمۡ جَٰثِمِينَ

Ary nianjady tamin’ireo mpanao ny tsy rariny ny kiakiaka, ka indro izy ireo maty nitsitra tao amin’ny toeram-ponenany avy (nohon'ny varatra). info
التفاسير: