د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
30 : 11

وَيَٰقَوۡمِ مَن يَنصُرُنِي مِنَ ٱللَّهِ إِن طَرَدتُّهُمۡۚ أَفَلَا تَذَكَّرُونَ

Oh ry vahoakako ! iza no hanavotra Ahy eo anatrehan’i Allah raha mandroaka azy ireo Aho. Moa ve tsy mba mandini-tena Ianareo ? info
التفاسير: