د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

Al-'asr

external-link copy
1 : 103

وَٱلۡعَصۡرِ

Mianiana Aho amin'ny fotoana. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 103

إِنَّ ٱلۡإِنسَٰنَ لَفِي خُسۡرٍ

Fa tena marina, ny olombelona dia ao anatin'ny fahaverezana. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 103

إِلَّا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ وَتَوَاصَوۡاْ بِٱلۡحَقِّ وَتَوَاصَوۡاْ بِٱلصَّبۡرِ

Afa-tsy ireo izay nino sy nanao ny asa soa ary nifanananatra ny amin'ny fahamariana, sy nifananatra ihany koa tamim-paharetana. info
التفاسير: