د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
12 : 10

وَإِذَا مَسَّ ٱلۡإِنسَٰنَ ٱلضُّرُّ دَعَانَا لِجَنۢبِهِۦٓ أَوۡ قَاعِدًا أَوۡ قَآئِمٗا فَلَمَّا كَشَفۡنَا عَنۡهُ ضُرَّهُۥ مَرَّ كَأَن لَّمۡ يَدۡعُنَآ إِلَىٰ ضُرّٖ مَّسَّهُۥۚ كَذَٰلِكَ زُيِّنَ لِلۡمُسۡرِفِينَ مَا كَانُواْ يَعۡمَلُونَ

Ary rehefa misy loza manjo ny Olombelona dia miantso Anay ho eo ankilany izy, na am-pipetrahana na am-pitsanganana. Ary rehefa navotanay tamin’ny fahoriany izy, dia toy ny tsy niantso Anay mihitsy izy tamin’ny fahoriana izay nanjo Azy. Tahak’izany no nampihaingoana tamin’ireo mpanao fandanindaniam-poana ny asa izay ataony. info
التفاسير: