ߞߎ߬ߙߣߊ߬ ߞߟߊߒߞߋ ߞߘߐ ߟߎ߬ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߡߊߟߊ߬ߛߌ߫ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߙߎ߬ߥߊ߯ߘߎ-ߕߊ߬ߙߑߖߡߊ ߝߊ߲ߓߊ ߓߟߏ߫

external-link copy
46 : 7

وَبَيۡنَهُمَا حِجَابٞۚ وَعَلَى ٱلۡأَعۡرَافِ رِجَالٞ يَعۡرِفُونَ كُلَّۢا بِسِيمَىٰهُمۡۚ وَنَادَوۡاْ أَصۡحَٰبَ ٱلۡجَنَّةِ أَن سَلَٰمٌ عَلَيۡكُمۡۚ لَمۡ يَدۡخُلُوهَا وَهُمۡ يَطۡمَعُونَ

Ary hisy takona manelanelana azy roa tonta, ary eo ambonin’ny Al-A’rãf [86] dia hisy olona maro izay hahafantatra ny olon-drehetra amin’ny sori-pamantarana izay misy amin’izy ireo. Ary hiantso ny olon’ny Paradisa izy ireo manao hoe : “Fiadanana anie ho aminareo !” Ary izy ireo dia tsy tafiditra tao na dia naniry izany fatratra aza. info
التفاسير: