ߞߎ߬ߙߣߊ߬ ߞߟߊߒߞߋ ߞߘߐ ߟߎ߬ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߡߊߟߊ߬ߛߌ߫ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߙߎ߬ߥߊ߯ߘߎ-ߕߊ߬ߙߑߖߡߊ ߝߊ߲ߓߊ ߓߟߏ߫

external-link copy
71 : 6

قُلۡ أَنَدۡعُواْ مِن دُونِ ٱللَّهِ مَا لَا يَنفَعُنَا وَلَا يَضُرُّنَا وَنُرَدُّ عَلَىٰٓ أَعۡقَابِنَا بَعۡدَ إِذۡ هَدَىٰنَا ٱللَّهُ كَٱلَّذِي ٱسۡتَهۡوَتۡهُ ٱلشَّيَٰطِينُ فِي ٱلۡأَرۡضِ حَيۡرَانَ لَهُۥٓ أَصۡحَٰبٞ يَدۡعُونَهُۥٓ إِلَى ٱلۡهُدَى ٱئۡتِنَاۗ قُلۡ إِنَّ هُدَى ٱللَّهِ هُوَ ٱلۡهُدَىٰۖ وَأُمِرۡنَا لِنُسۡلِمَ لِرَبِّ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Teneno hoe : “Moa ve hitalaho ankoatr’I Allah izahay, izay tsy afaka hanasoa anay na hanaratsy anay ? Ary haverina amin’ny vody tongotray (hiverin-dàlana) izahay taorian’ny notarihan’I Allah làlana anay, tahaka izay norebireben’ireo satana eto an-tany, sanganehana, na dia misy namana miantso azy izy ho amin’ny tari-dàlana : “Tongava aty aminay ianao”. Teneno hoe : “Ny tari-dalan’I Allah no tena tari-dàlana. Ary nodidiana izahay mba hanaiky tanteraka ny Tompon’izao Tontolo izao”. info
التفاسير: