ߞߎ߬ߙߣߊ߬ ߞߟߊߒߞߋ ߞߘߐ ߟߎ߬ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߡߊߟߊ߬ߛߌ߫ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߙߎ߬ߥߊ߯ߘߎ-ߕߊ߬ߙߑߖߡߊ ߝߊ߲ߓߊ ߓߟߏ߫

external-link copy
119 : 6

وَمَا لَكُمۡ أَلَّا تَأۡكُلُواْ مِمَّا ذُكِرَ ٱسۡمُ ٱللَّهِ عَلَيۡهِ وَقَدۡ فَصَّلَ لَكُم مَّا حَرَّمَ عَلَيۡكُمۡ إِلَّا مَا ٱضۡطُرِرۡتُمۡ إِلَيۡهِۗ وَإِنَّ كَثِيرٗا لَّيُضِلُّونَ بِأَهۡوَآئِهِم بِغَيۡرِ عِلۡمٍۚ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعۡلَمُ بِٱلۡمُعۡتَدِينَ

Ary nahoana ianareo no tsy mihinana izay nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ? Ary efa nohazavany taminareo amin’ny antsipiriany izay nandrarany anareo, afa-tsy amin’izay tsy azo anoharana ka nahatery anareo. Ary tena maro ireo mamery olona, amin’ny alalan’ny hetahetam-pony, tsy amim-pahalalana. Ary tena marina fa ny Tomponao, Izy no tena Mahalala ireo izay mpandika lalàna. info
التفاسير: