ߞߎ߬ߙߣߊ߬ ߞߟߊߒߞߋ ߞߘߐ ߟߎ߬ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߡߊߟߊ߬ߛߌ߫ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߙߎ߬ߥߊ߯ߘߎ-ߕߊ߬ߙߑߖߡߊ ߝߊ߲ߓߊ ߓߟߏ߫

external-link copy
49 : 5

وَأَنِ ٱحۡكُم بَيۡنَهُم بِمَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ وَلَا تَتَّبِعۡ أَهۡوَآءَهُمۡ وَٱحۡذَرۡهُمۡ أَن يَفۡتِنُوكَ عَنۢ بَعۡضِ مَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ إِلَيۡكَۖ فَإِن تَوَلَّوۡاْ فَٱعۡلَمۡ أَنَّمَا يُرِيدُ ٱللَّهُ أَن يُصِيبَهُم بِبَعۡضِ ذُنُوبِهِمۡۗ وَإِنَّ كَثِيرٗا مِّنَ ٱلنَّاسِ لَفَٰسِقُونَ

Koa mitsarà ny amin’izy ireo arak’izay nampidinin’I Allah. Ary aza manaraka ny sitrapon’izy ireo ianao ary mitandrema amin’izy ireo ianao mba tsy hampanalavitra anao amin’ny ampahan’ny fanambarana izay nampidinin’I Allah taminao. Fa raha mitodi-damosina izy ireo dia fantaro fa tena tian’I Allah ny hanasazy azy ireo noho ny sasan-tsasany amin’ny fahotan’izy ireo. Ary tena marina fa maro amin’ny olombelona no tena mpanao ratsy. info
التفاسير: