ߞߎ߬ߙߣߊ߬ ߞߟߊߒߞߋ ߞߘߐ ߟߎ߬ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߡߊߟߊ߬ߛߌ߫ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߙߎ߬ߥߊ߯ߘߎ-ߕߊ߬ߙߑߖߡߊ ߝߊ߲ߓߊ ߓߟߏ߫

ߞߐߜߍ ߝߙߍߕߍ:close

external-link copy
62 : 38

وَقَالُواْ مَا لَنَا لَا نَرَىٰ رِجَالٗا كُنَّا نَعُدُّهُم مِّنَ ٱلۡأَشۡرَارِ

Hiteny izy ireo hoe : “ Nahoana izahay no tsy mahita ireo olona izay noheverinay ho anisan’ireo olon-dratsy ? ” info
التفاسير:

external-link copy
63 : 38

أَتَّخَذۡنَٰهُمۡ سِخۡرِيًّا أَمۡ زَاغَتۡ عَنۡهُمُ ٱلۡأَبۡصَٰرُ

Moa ve Izahay no namazivazy azy ireo (amim-pahadisoana), sa tsy tazanay maso izy ireo?” info
التفاسير:

external-link copy
64 : 38

إِنَّ ذَٰلِكَ لَحَقّٞ تَخَاصُمُ أَهۡلِ ٱلنَّارِ

Izany tokoa no tena marina amin’ny fifandiran’ireo olon’ny Afobe. info
التفاسير:

external-link copy
65 : 38

قُلۡ إِنَّمَآ أَنَا۠ مُنذِرٞۖ وَمَا مِنۡ إِلَٰهٍ إِلَّا ٱللَّهُ ٱلۡوَٰحِدُ ٱلۡقَهَّارُ

Teneno hoe : “ Tsy inona aho fa Mpampitandrina ihany. Ary tsy misy zanahary hafa ivelan’I Allah, Ilay Tokana, Ilay Tompom-pahefana, info
التفاسير:

external-link copy
66 : 38

رَبُّ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَمَا بَيۡنَهُمَا ٱلۡعَزِيزُ ٱلۡغَفَّٰرُ

Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, Ilay Mahery, Ilay be Fandeferana ”. info
التفاسير:

external-link copy
67 : 38

قُلۡ هُوَ نَبَؤٌاْ عَظِيمٌ

Teneno hoe : “ Ity (Koroany ity) dia vaovao lehibe", info
التفاسير:

external-link copy
68 : 38

أَنتُمۡ عَنۡهُ مُعۡرِضُونَ

Nefa ianareo dia mitodi-damosina aminy. info
التفاسير:

external-link copy
69 : 38

مَا كَانَ لِيَ مِنۡ عِلۡمِۭ بِٱلۡمَلَإِ ٱلۡأَعۡلَىٰٓ إِذۡ يَخۡتَصِمُونَ

Izaho dia tsy manana fahalalana momba ireo manam-boninahitra ambony indrindra raha niady hevitra izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
70 : 38

إِن يُوحَىٰٓ إِلَيَّ إِلَّآ أَنَّمَآ أَنَا۠ نَذِيرٞ مُّبِينٌ

Ny hany nambara tamiko dia ny hoe mpampitandrina miharihary aho. info
التفاسير:

external-link copy
71 : 38

إِذۡ قَالَ رَبُّكَ لِلۡمَلَٰٓئِكَةِ إِنِّي خَٰلِقُۢ بَشَرٗا مِّن طِينٖ

Rehefa niteny ny Tomponao tamin’ireo Anjely hoe : “ Izaho dia hamorona olombelona avy amin’ny tany manga" info
التفاسير:

external-link copy
72 : 38

فَإِذَا سَوَّيۡتُهُۥ وَنَفَخۡتُ فِيهِ مِن رُّوحِي فَقَعُواْ لَهُۥ سَٰجِدِينَ

Ary raha vao vitako amin’ny fomba mirindra tsara ka notsofiko taminy ny fofon’aina avy Amiko, dia miankohofa eo aminy ianareo. info
التفاسير:

external-link copy
73 : 38

فَسَجَدَ ٱلۡمَلَٰٓئِكَةُ كُلُّهُمۡ أَجۡمَعُونَ

Ary dia niara-niankohoka daholo ireo Anjely rehetra. info
التفاسير:

external-link copy
74 : 38

إِلَّآ إِبۡلِيسَ ٱسۡتَكۡبَرَ وَكَانَ مِنَ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Afa-tsy Iblisa (satana) izay nanambony tena ka lasa anisan’ireo mpikomy. info
التفاسير:

external-link copy
75 : 38

قَالَ يَٰٓإِبۡلِيسُ مَا مَنَعَكَ أَن تَسۡجُدَ لِمَا خَلَقۡتُ بِيَدَيَّۖ أَسۡتَكۡبَرۡتَ أَمۡ كُنتَ مِنَ ٱلۡعَالِينَ

Niteny Izy (Allah) hoe : Ô ry Iblisa ! Inona no nisakana anao tsy niankohoka teo anatrehan’izay noforoniko tamin’ny tanako roa ? Miavonavona ve ianao, sa ianao dia anisan’ireo ambony toerana ? ” info
التفاسير:

external-link copy
76 : 38

قَالَ أَنَا۠ خَيۡرٞ مِّنۡهُ خَلَقۡتَنِي مِن نَّارٖ وَخَلَقۡتَهُۥ مِن طِينٖ

Niteny (Iblisa) hoe : “ Izaho no mendrika kokoa noho izy, noforoninao avy tamin’ny afo aho, fa izy kosa dia noforoninao avy tamin’ny tany manga ”. info
التفاسير:

external-link copy
77 : 38

قَالَ فَٱخۡرُجۡ مِنۡهَا فَإِنَّكَ رَجِيمٞ

Niteny Izy (Allah) hoe :“ Mialà ao (amin’ny Paradisa) ianao ! Fa ianao dia tena voahozona. info
التفاسير:

external-link copy
78 : 38

وَإِنَّ عَلَيۡكَ لَعۡنَتِيٓ إِلَىٰ يَوۡمِ ٱلدِّينِ

Ary hihatra aminao tokoa ny ozona avy Amiko mandra-pahatongan’ny Andro hitsinjarana ny valin’asa ”. info
التفاسير:

external-link copy
79 : 38

قَالَ رَبِّ فَأَنظِرۡنِيٓ إِلَىٰ يَوۡمِ يُبۡعَثُونَ

Niteny izy hoe : “ O ! Ry Tompoko ! Omeo fe-potoana àry aho mandra-pahatongan’ny andro izay hananganana azy ireo (ireo olombelona) amin’ny maty ”. info
التفاسير:

external-link copy
80 : 38

قَالَ فَإِنَّكَ مِنَ ٱلۡمُنظَرِينَ

Niteny Izy (Allah) hoe : “ Ianao dia tena anisan’ireo mahazo fanekena amin’izany fe-potoana izany. info
التفاسير:

external-link copy
81 : 38

إِلَىٰ يَوۡمِ ٱلۡوَقۡتِ ٱلۡمَعۡلُومِ

Mandra-pahatongavan’ny fotoana efa fantatra (fantatr’i Allah) ”. info
التفاسير:

external-link copy
82 : 38

قَالَ فَبِعِزَّتِكَ لَأُغۡوِيَنَّهُمۡ أَجۡمَعِينَ

Niteny izy (Iblisa) hoe : “ Mianiana amin’ny fahefanao aho! Fa tena hamery azy rehetra aho" info
التفاسير:

external-link copy
83 : 38

إِلَّا عِبَادَكَ مِنۡهُمُ ٱلۡمُخۡلَصِينَ

Afa-tsy ny mpanomponao voafidy amin’izy ireo . info
التفاسير: