ߞߎ߬ߙߣߊ߬ ߞߟߊߒߞߋ ߞߘߐ ߟߎ߬ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߡߊߟߊ߬ߛߌ߫ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߙߎ߬ߥߊ߯ߘߎ-ߕߊ߬ߙߑߖߡߊ ߝߊ߲ߓߊ ߓߟߏ߫

external-link copy
153 : 3

۞ إِذۡ تُصۡعِدُونَ وَلَا تَلۡوُۥنَ عَلَىٰٓ أَحَدٖ وَٱلرَّسُولُ يَدۡعُوكُمۡ فِيٓ أُخۡرَىٰكُمۡ فَأَثَٰبَكُمۡ غَمَّۢا بِغَمّٖ لِّكَيۡلَا تَحۡزَنُواْ عَلَىٰ مَا فَاتَكُمۡ وَلَا مَآ أَصَٰبَكُمۡۗ وَٱللَّهُ خَبِيرُۢ بِمَا تَعۡمَلُونَ

Raha nandositra Ianareo, ary samy nanavotra ny ainy, ka tsy nifampitodika mihitsy, ka nefa ny Iraka (Mpaminany) dia niantso Anareo avy ao aorianareo. Ka nosaziny Ianareo amin’ny tebiteby miampy tebiteby, mba tsy alahelo Ianareo amin’izay very Taminareo sy amin’izay nanjo Anareo. Ary i Allah dia tena mahalala izay Ataonareo. info
التفاسير: