ߞߎ߬ߙߣߊ߬ ߞߟߊߒߞߋ ߞߘߐ ߟߎ߬ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߡߊߟߊ߬ߛߌ߫ ߘߟߊߡߌߘߊ - ߙߎ߬ߥߊ߯ߘߎ-ߕߊ߬ߙߑߖߡߊ ߝߊ߲ߓߊ ߓߟߏ߫

external-link copy
62 : 24

إِنَّمَا ٱلۡمُؤۡمِنُونَ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ بِٱللَّهِ وَرَسُولِهِۦ وَإِذَا كَانُواْ مَعَهُۥ عَلَىٰٓ أَمۡرٖ جَامِعٖ لَّمۡ يَذۡهَبُواْ حَتَّىٰ يَسۡتَـٔۡذِنُوهُۚ إِنَّ ٱلَّذِينَ يَسۡتَـٔۡذِنُونَكَ أُوْلَٰٓئِكَ ٱلَّذِينَ يُؤۡمِنُونَ بِٱللَّهِ وَرَسُولِهِۦۚ فَإِذَا ٱسۡتَـٔۡذَنُوكَ لِبَعۡضِ شَأۡنِهِمۡ فَأۡذَن لِّمَن شِئۡتَ مِنۡهُمۡ وَٱسۡتَغۡفِرۡ لَهُمُ ٱللَّهَۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ireo tena mpino marina dia izay mino an’I Allah sy ny Irany, ary rehefa miaraka aminy amin’ny raharaha ahazoana tombontsoa iombonana izy ireo, dia tsy mba mandeha mihitsy izy ireo raha tsy mangata-dalana aminy, marina fa ireo izay mangataka alalana aminao, dia izy ireny no mino an’I Allah sy ny Irany, ka raha mangataka alalana aminao izy ireo ho an’ny raharahan’izy ireo manokana, dia omeo alalana ho an’izay sitrakao amin’izy ireo, ary mangataha famelan-keloka amin’I Allah ho an’izy ireo ianao. Marina fa I Allah dia be famelan-keloka sy be indrafo. info
التفاسير: