पवित्र कुरअानको अर्थको अनुवाद - मालागासी अनुवाद : रव्वाद अनुवाद केन्द्र ।

Al-ghashiyah

external-link copy
1 : 88

هَلۡ أَتَىٰكَ حَدِيثُ ٱلۡغَٰشِيَةِ

Moa ve tonga taminao ny tantaran'ilay mpandrakotra? info
التفاسير:

external-link copy
2 : 88

وُجُوهٞ يَوۡمَئِذٍ خَٰشِعَةٌ

hisy endrika amin'izay fotoana izay ho ao anatin'ny fahatahorana, info
التفاسير:

external-link copy
3 : 88

عَامِلَةٞ نَّاصِبَةٞ

sahirana sy torovana, info
التفاسير:

external-link copy
4 : 88

تَصۡلَىٰ نَارًا حَامِيَةٗ

ka ho dorana ao anaty afo miredareda, info
التفاسير:

external-link copy
5 : 88

تُسۡقَىٰ مِنۡ عَيۡنٍ ءَانِيَةٖ

hampisotroina avy amin'ny loharano mangotraka, info
التفاسير:

external-link copy
6 : 88

لَّيۡسَ لَهُمۡ طَعَامٌ إِلَّا مِن ضَرِيعٖ

ary tsy hanan-tsakafo afa tsy karazan-tsilo izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 88

لَّا يُسۡمِنُ وَلَا يُغۡنِي مِن جُوعٖ

ka tsy hampatavy azy ireo izany no koa tsy hanala ny hanoanana, info
التفاسير:

external-link copy
8 : 88

وُجُوهٞ يَوۡمَئِذٖ نَّاعِمَةٞ

hisy koa ireo endrika amin'izay fotoana izay ho ao anatin'ny fiadanana, info
التفاسير:

external-link copy
9 : 88

لِّسَعۡيِهَا رَاضِيَةٞ

faly tamin'ny ezaka vitany, info
التفاسير:

external-link copy
10 : 88

فِي جَنَّةٍ عَالِيَةٖ

hiditra ny Paradisa mendrika tokoa, info
التفاسير:

external-link copy
11 : 88

لَّا تَسۡمَعُ فِيهَا لَٰغِيَةٗ

ka tsy haheno ao anatin'izany ireo teny maloto, info
التفاسير:

external-link copy
12 : 88

فِيهَا عَيۡنٞ جَارِيَةٞ

hita ao anatin'izany koa ny loharano mikoriana, info
التفاسير:

external-link copy
13 : 88

فِيهَا سُرُرٞ مَّرۡفُوعَةٞ

fandriana avo toerana, info
التفاسير:

external-link copy
14 : 88

وَأَكۡوَابٞ مَّوۡضُوعَةٞ

ary kaopy efa voahomana, info
التفاسير:

external-link copy
15 : 88

وَنَمَارِقُ مَصۡفُوفَةٞ

ireo ondana tsara lahatra, info
التفاسير:

external-link copy
16 : 88

وَزَرَابِيُّ مَبۡثُوثَةٌ

ireo lamaka mivelatra, info
التفاسير:

external-link copy
17 : 88

أَفَلَا يَنظُرُونَ إِلَى ٱلۡإِبِلِ كَيۡفَ خُلِقَتۡ

moa tsy nodinihin'izy ireo ny rameva, ahoana ny fomba nahariana azy? info
التفاسير:

external-link copy
18 : 88

وَإِلَى ٱلسَّمَآءِ كَيۡفَ رُفِعَتۡ

ary ny lanitra, nanao ahoana ny fomba nampiakarana azy? info
التفاسير:

external-link copy
19 : 88

وَإِلَى ٱلۡجِبَالِ كَيۡفَ نُصِبَتۡ

Ireo ny tendrombohitra, nanao ahoana ny fomba nametrahana azy? info
التفاسير:

external-link copy
20 : 88

وَإِلَى ٱلۡأَرۡضِ كَيۡفَ سُطِحَتۡ

ary ny tany, ahoana ny fomba nampitoviana azy? info
التفاسير:

external-link copy
21 : 88

فَذَكِّرۡ إِنَّمَآ أَنتَ مُذَكِّرٞ

Koa mampahatsiahiva ! Fa raha ny tena marina dia mpampahatsiahy ihany ianao. info
التفاسير:

external-link copy
22 : 88

لَّسۡتَ عَلَيۡهِم بِمُصَيۡطِرٍ

Fa tsy mpifehy azy ireo ianao. info
التفاسير:

external-link copy
23 : 88

إِلَّا مَن تَوَلَّىٰ وَكَفَرَ

afa-tsy izay manome lamosina sy mpikomy. info
التفاسير:

external-link copy
24 : 88

فَيُعَذِّبُهُ ٱللَّهُ ٱلۡعَذَابَ ٱلۡأَكۡبَرَ

Satria Allah dia hanasazy azy amin'ny famaizana mafy tokoa. info
التفاسير:

external-link copy
25 : 88

إِنَّ إِلَيۡنَآ إِيَابَهُمۡ

Tena marina! Any Amiko no hiverenan'izy ireo indray. info
التفاسير:

external-link copy
26 : 88

ثُمَّ إِنَّ عَلَيۡنَا حِسَابَهُم

Ary eo am-pelatanako ny fitsaràna azy ireo. info
التفاسير: