पवित्र कुरअानको अर्थको अनुवाद - मालागासी अनुवाद : रव्वाद अनुवाद केन्द्र ।

external-link copy
41 : 7

لَهُم مِّن جَهَنَّمَ مِهَادٞ وَمِن فَوۡقِهِمۡ غَوَاشٖۚ وَكَذَٰلِكَ نَجۡزِي ٱلظَّٰلِمِينَ

Ho azy ireo ny fandriana avy amin’ny Afobe, ary misy firakotra eo ambonin’izy ireo. Ary tahaka izany no hamalinay ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: