पवित्र कुरअानको अर्थको अनुवाद - मालागासी अनुवाद : रव्वाद अनुवाद केन्द्र ।

external-link copy
35 : 5

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ ٱتَّقُواْ ٱللَّهَ وَٱبۡتَغُوٓاْ إِلَيۡهِ ٱلۡوَسِيلَةَ وَجَٰهِدُواْ فِي سَبِيلِهِۦ لَعَلَّكُمۡ تُفۡلِحُونَ

O ianareo izay mpino! Matahora an’I Allah ianareo ary tadiavonareo ny fomba hanatonanareo Azy akaiky. Ary manaova ady masina amin’ny làlany ianareo. Angamba hahazoanareo fahombiazana. info
التفاسير: