पवित्र कुरअानको अर्थको अनुवाद - मालागासी अनुवाद : रव्वाद अनुवाद केन्द्र ।

external-link copy
76 : 40

ٱدۡخُلُوٓاْ أَبۡوَٰبَ جَهَنَّمَ خَٰلِدِينَ فِيهَاۖ فَبِئۡسَ مَثۡوَى ٱلۡمُتَكَبِّرِينَ

Midira amin’ireo varavaran’ny afobe ianareo, mba hitoetra ao mandrakizay. Ratsy tokoa ny toeran’ireo mpanambony tena! info
التفاسير: