पवित्र कुरअानको अर्थको अनुवाद - मालागासी अनुवाद : रव्वाद अनुवाद केन्द्र ।

external-link copy
131 : 2

إِذۡ قَالَ لَهُۥ رَبُّهُۥٓ أَسۡلِمۡۖ قَالَ أَسۡلَمۡتُ لِرَبِّ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Raha niteny taminy ny Tompony hoe : “Manolora tena”, dia namaly ny antso izy hoe : “Efa mpanolotena ho an’ny Tompon’izao tontolo izao aho”. info
التفاسير: