വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
81 : 9

فَرِحَ ٱلۡمُخَلَّفُونَ بِمَقۡعَدِهِمۡ خِلَٰفَ رَسُولِ ٱللَّهِ وَكَرِهُوٓاْ أَن يُجَٰهِدُواْ بِأَمۡوَٰلِهِمۡ وَأَنفُسِهِمۡ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ وَقَالُواْ لَا تَنفِرُواْ فِي ٱلۡحَرِّۗ قُلۡ نَارُ جَهَنَّمَ أَشَدُّ حَرّٗاۚ لَّوۡ كَانُواْ يَفۡقَهُونَ

Ireo izay najanona taoriana dia nifaly fa afaka nijanona tany amin’izy ireo taorian’ny irak’i Allah, satria nankahala ny handeha hanao Djihad izy ireo miaraka amin’ny hareny sy ny vatany amin’ny làlan’i Allah, ka niteny izy ireo nanao hoe : " Aza mandeha miady amin’izao andro mafana be izao Ianareo ! ”. Teneno hoe : " Ny afon’ny Djahannam (Afobe) dia mafana bebe kokoa ”. Raha fantatr’izy ireo izany ! info
التفاسير: