വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
54 : 8

كَدَأۡبِ ءَالِ فِرۡعَوۡنَ وَٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِهِمۡۚ كَذَّبُواْ بِـَٔايَٰتِ رَبِّهِمۡ فَأَهۡلَكۡنَٰهُم بِذُنُوبِهِمۡ وَأَغۡرَقۡنَآ ءَالَ فِرۡعَوۡنَۚ وَكُلّٞ كَانُواْ ظَٰلِمِينَ

Tahaka izany koa no nataon’ireo olon’i Faraona sy ireo izay teo alohan’izy ireo nilaza fa lainga ireo porofo famantarana avy amin’ny Tompon’izy ireo. Arak’izany dia naringanay nohon'ny fahotany izy ireo. Ary narendrikay (tao anaty ranomasina) ireo olon’i Faraona. Satria mpanao ny tsy rariny avokoa izy rehetra. info
التفاسير: