വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
31 : 8

وَإِذَا تُتۡلَىٰ عَلَيۡهِمۡ ءَايَٰتُنَا قَالُواْ قَدۡ سَمِعۡنَا لَوۡ نَشَآءُ لَقُلۡنَا مِثۡلَ هَٰذَآ إِنۡ هَٰذَآ إِلَّآ أَسَٰطِيرُ ٱلۡأَوَّلِينَ

Ary raha vakina eo amin’izy ireo fanambaranay dia miteny izy ireo hoe: efa henonay raha sitrakay dia mahavita tahaka izany koa izahay tsy inona izany afa tsy ireo anganon’ireo olona tany aloha ihany. info
التفاسير: