വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
11 : 8

إِذۡ يُغَشِّيكُمُ ٱلنُّعَاسَ أَمَنَةٗ مِّنۡهُ وَيُنَزِّلُ عَلَيۡكُم مِّنَ ٱلسَّمَآءِ مَآءٗ لِّيُطَهِّرَكُم بِهِۦ وَيُذۡهِبَ عَنكُمۡ رِجۡزَ ٱلشَّيۡطَٰنِ وَلِيَرۡبِطَ عَلَىٰ قُلُوبِكُمۡ وَيُثَبِّتَ بِهِ ٱلۡأَقۡدَامَ

Raha nosaronan'I Allah tao anaty torimaso ianareo dia fampitoniana avy Aminy ho anareo izany, ary hampidina rano avy any an-danitra ho anareo Izy mba hanadiovany anareo avy amin’izany, ary hanala eo aminareo ny loton’i satana Izy, “Mba hankahery ny fonareo sy hanamafy orina ny famindranareo." info
التفاسير: