വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

Al-moddassir

external-link copy
1 : 74

يَٰٓأَيُّهَا ٱلۡمُدَّثِّرُ

Fa ianao ilay manao ankajo lava ! info
التفاسير:

external-link copy
2 : 74

قُمۡ فَأَنذِرۡ

Mitsangana ianao ary mampitandrema. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 74

وَرَبَّكَ فَكَبِّرۡ

Ary ankalazao ny halehiben'ny Tomponao. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 74

وَثِيَابَكَ فَطَهِّرۡ

Ary diovy ireo fitafinao. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 74

وَٱلرُّجۡزَ فَٱهۡجُرۡ

Ary halaviro ny fahotana rehetra. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 74

وَلَا تَمۡنُن تَسۡتَكۡثِرُ

Ary aoka ianao tsy hampatsiahy ny soa vitanao mba hahazoanao misimisy kokoa. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 74

وَلِرَبِّكَ فَٱصۡبِرۡ

Ary mahareta ianao ho an'ny Tomponao. info
التفاسير:

external-link copy
8 : 74

فَإِذَا نُقِرَ فِي ٱلنَّاقُورِ

Ka rehefa ho tsofina ny anjomara. info
التفاسير:

external-link copy
9 : 74

فَذَٰلِكَ يَوۡمَئِذٖ يَوۡمٌ عَسِيرٌ

Dia ho sarotra tokoa io andro io amin'izany fotoana izany. info
التفاسير:

external-link copy
10 : 74

عَلَى ٱلۡكَٰفِرِينَ غَيۡرُ يَسِيرٖ

Tsy ho mora ho an'ireo tsy mpino izany. info
التفاسير:

external-link copy
11 : 74

ذَرۡنِي وَمَنۡ خَلَقۡتُ وَحِيدٗا

Avelao irery Aho hiaraka amin'izay Nohariako. info
التفاسير:

external-link copy
12 : 74

وَجَعَلۡتُ لَهُۥ مَالٗا مَّمۡدُودٗا

Ary nomeko fananana maro. info
التفاسير:

external-link copy
13 : 74

وَبَنِينَ شُهُودٗا

Sy zanaka maro hiaraka aminy hatrany. info
التفاسير:

external-link copy
14 : 74

وَمَهَّدتُّ لَهُۥ تَمۡهِيدٗا

Ary izay nomaniko tamin'ny fanomanana feno. info
التفاسير:

external-link copy
15 : 74

ثُمَّ يَطۡمَعُ أَنۡ أَزِيدَ

Kanefa dia mbola maniry homeko maro kokoa noho izany izy. info
التفاسير:

external-link copy
16 : 74

كَلَّآۖ إِنَّهُۥ كَانَ لِأٓيَٰتِنَا عَنِيدٗا

Tsia ! Satria mandà mafy ireo andininy avy Aminay izy. info
التفاسير:

external-link copy
17 : 74

سَأُرۡهِقُهُۥ صَعُودًا

Ho tereko hiaka-piakarana izy. info
التفاسير:

external-link copy
18 : 74

إِنَّهُۥ فَكَّرَ وَقَدَّرَ

Nieritreritra izy ary nanapa-kevitra. info
التفاسير: